AM-PITIAVANA MIFANASOA
Nahatsiaro ireo namana mpiasa ao amin’ny kaominina ao Toamasina Ambony Vohitra sy nitondra fanampiana mba ho vatsy ho azy ireo...
Nahatsiaro ireo namana mpiasa ao amin’ny kaominina ao Toamasina Ambony Vohitra sy nitondra fanampiana mba ho vatsy ho azy ireo...
Mirary taom-baovao sambatra ho antsika rehetra, ho taona feno fahombiazana amin’ny izay rehetra atao.
Faly manolotra sy miharahaba antsika rehetra ny Sendika Mahaleotena eto amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra « Syndicat Autonome de la Commune Urbaine...
Ny Sendika Mahaleotena eto amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra « Syndicat Autonome de la Commune Urbaine d’Antananarivo » (sacua) dia mirary Noely fandresena...
Nanatanteraka fanadiova faobe, izay fanao isambolana ny mpiasa eto amin’ny tanànan’ Antananarivo Renivohitra. Ankasitrahana isika rehetra.
« Antananarivo madio, milamina, maha-te honina no tanjona. » Nifarimbona nanao tolo-tanana amin’ny fanadiovna ny tanàna ny « SACUA » na ny (Syndicat Autonome...
Fihaonana voalohan’ny Ben’ny Tanànan’ Antananarivo Renivotra,Harilala RAMANANTSOA amin’ireo mpiasa ny 12-Février 2025 ao amin’ny Kianja Mitafo Mahamasina.