NOELY 2025 : AM-PITIAVANA MIFANASOA
Ny Sendika Mahaleotena eto amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra « Syndicat Autonome de la Commune Urbaine d’Antananarivo » (sacua) dia mirary Noely fandresena...
Ny Sendika Mahaleotena eto amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra « Syndicat Autonome de la Commune Urbaine d’Antananarivo » (sacua) dia mirary Noely fandresena...
Fihaonana voalohan’ny Ben’ny Tanànan’ Antananarivo Renivotra,Harilala RAMANANTSOA amin’ireo mpiasa ny 12-Février 2025 ao amin’ny Kianja Mitafo Mahamasina.
Niara nankalaza ny fanokafana ny fankalazana ny faha10 taona nijoroan’ny Syndicat Autonome de la commune Urbaine d’ Antananarivo na ny SACUA ireo olona manakaja eto amin’ny tanàna.
Hankalaza ny faha-10 taona nisiany ny Syndicat autonome eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra, SACUA, raha ny fanambarana nataon’izy ireo tamin’...