SACUA 10 TAONA
Niara nankalaza ny fanokafana ny fankalazana ny faha10 taona nijoroan’ny Syndicat Autonome de la commune Urbaine d’ Antananarivo na ny SACUA ireo olona manakaja eto amin’ny tanàna.
Tonga nankalaza ny tsingeri-taona sy nanotrona ihany koa Rtoa solombavambahoaka ny boriboritany faha VI sy ireo mpiaramiasa aminy, Rtoa Ben’ny Tanàna sy ireo mpiara-miasa ,Ato filohan’ny Mpanolotsaina ny tanànan’ Antananarivo sy ireo Mpanolotsaina ny tanàna eto amin’ny kaominina Antananarivo renivohitra,ary farany nefa tsy hadino;Ato lehiben’ny delegasiona manokana ny Tanànan’Antananarivo renivohitra sy ireo mpiara-miasa aminy.
Isaorana manokana ihany koa ireo mpanohana maro :
Assurance ARO,
Banque BOA,
Tranombarotra BRICODIS,
Orinasa CHOCOLATERIE ROBERT.
Ireo mpiara miasa, ny Birao sy ny mpikambana SACUA.
Henikaja, henimboninahitra tanteraka ny Syndicat Autonome eto an’ ivon’ny Tanànan’Antananarivo.
Mifanasoa ,am-pitiavana





