31 Decembre 2025
Faly manolotra sy miharahaba antsika rehetra ny Sendika Mahaleotena eto amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra « Syndicat Autonome de la Commune Urbaine d’Antananarivo » (sacua) nahatratra ity andro anio ity. Mirary ihany koa ho antsika Mpikambana sy ny mpiasa rehetra ahatratra ny taona vaovao 2026. Manaova fety sambatra e.





